HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Alamin’i Jehovah ny Vahoakany
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Nomery.]
Rehefa nitoby ny Israelita dia nalamina ho fizarana efatra nisy foko telo avy (No 1:52, 53; w94 1/12 9 § 4)
Mety ho nisy 3 000 000 na mahery ny olona tao amin’ny tobin’ny Israely (No 2:32, 33; it “Toby”: “Tobin’ny Israely” § 4)
Tian’i Jehovah ho voalamina tsara ny vahoakany rehefa manompo azy. Voalamina tsara ny Israelita fahiny, ary hoatr’izany koa isika.—1Ko 14:33, 40.
SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ampisehoako hoe manohana tanteraka ny fandaminana aho?’