10-16 Janoary
MPITSARA 17-19
Hira 88 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Hahita Olana Izay Tsy Mankatò ny Lalàn’Andriamanitra”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Mpts 19:18: Nahoana ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao nohavaozina no nampiditra ny anaran’i Jehovah eo amin’io andininy io? (w15 15/12 10 § 6)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 17:1-13 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Miahy Antsika Andriamanitra—Je 29:11. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)
Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1. (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ataovy Namanao i Jehovah: Ankatoavy i Dada sy Neny: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Inona no notenenina tamin’i Kaleba nefa inona no nataony? Inona no tsy maintsy nataony rehefa tsy nankatò izy? Nahoana ianao no tokony hankatò an’i Dada sy Neny?
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) ll p. 30-31
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 32 sy Vavaka