HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Hahita Olana Izay Tsy Mankatò ny Lalàn’Andriamanitra
Nangalatra ny volan-dreniny i Mika (Mpts 17:1, 2)
Nanompo sampy i Mika sady nanao tsinontsinona ny tranolay masin’i Jehovah sy ny asan’ny mpisorony (Mpts 17:4, 5, 12; it “Mika” § 1)
Tsy nanana na inona na inona intsony i Mika tatỳ aoriana (Mpts 18:24-26; it “Mika” § 3)
SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no soa efa noraisiko rehefa nankatò an’i Jehovah aho?’