17-23 Janoary
MPITSARA 20-21
Hira 47 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Anontanio Foana i Jehovah”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Mpts 20:16: Ahoana no nampiasana pilotra taloha, rehefa niady? (w14 1/5 11 § 4-6)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 20:1-13 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 5)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 17)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 3: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 4)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Vao Mainka Isika Matoky ny Fahendren’i Jehovah Rehefa Mandinika ny Zavaboary”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Nisy Namorona Ve? Ny Fahaizan’ny Vitsika Mivezivezy Milamina Tsara sy ilay hoe Nisy Namorona Ve? Ny Fahaizan’ny Tantelisiaka Manidina. Ampirisiho ny mpanatrika mba hijery an’ilay fizarana hoe “Nisy Namorona Ve?”, ao amin’ny jw.org, mandritra ny fotoam-pivavahan’ny fianakaviana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) hf fizarana 1, p. 3-4
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 132 sy Vavaka