HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Anontanio Foana i Jehovah
Nanontany an’i Jehovah imbetsaka ny Israelita (Mpts 20:17, 18, 23; w11 15/9 32 § 3)
Niantehitra tanteraka tamin’i Jehovah ihany ny Israelita tamin’ny farany, mba hanampy azy ireo hanadio ny anarany (Mpts 20:26-28)
Tsy maintsy mitady ny tari-dalan’i Jehovah foana isika ary miantehitra tanteraka aminy (Mpts 20:35; Lk 11:9; w11 15/9 32 § 5)
SAINTSAINO IZAO: ‘Tonga dia manontany an’i Jehovah ve aho rehefa miatrika fitsapana? Mangataka fahendrena sy tari-dalana aminy imbetsaka ve aho?’