21-27 Febroary
1 SAMOELA 6-8
Hira 9 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Iza no Mpanjakanao?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Sa 7:3: Inona no dikan’ny hoe miova sy mibebaka rehefa jerena io andininy io? (w02 1/4 12 § 13)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 7:1-14 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety manazava an’ilay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 12)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. (th lesona 18)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 3: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 20)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)
Hanao Mpisava Lalana Mpanampy ve Ianao Amin’ny Martsa na Aprily?: (5 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana Janoary-Febroary 2021, pejy 16.
Fianarana Baiboly: (30 min.) hf fizarana 4, p. 12-13
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 78 sy Vavaka