HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Hivadika
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Rota.]
Nasain’i Naomy nody tany Moaba i Orpa sy Rota (Rt 1:8-13; w16.02 14 § 5)
Nifikitra tamin’i Naomy sy Jehovah i Rota (Rt 1:16, 17; w16.02 14 § 6)
Ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika dia midika hoe tia olona iray satria tsy te hivadika aminy sady tena tsy mahafoy azy, ary miraiki-po aminy. Mampiseho fitiavana hoatr’izany amin’ny mpanompony tsy mivadika i Jehovah. (Sl 63:3) Tokony hampiseho an’io fitiavana io amin’ny hafa koa isika.—Oh 21:21.