HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Nanetry Tena i Saoly Tamin’ny Voalohany
Nanetry tena i Saoly dia lasa nisalasala rehefa notendrena ho mpanjaka (1Sa 9:21; 10:20-22; w20.08 10 § 11)
Tsy maika hanasazy an’izay nanambanimbany azy i Saoly (1Sa 10:27; 11:12, 13; w14 15/3 9 § 8)
Nanaiky hotarihin’ny fanahy masin’i Jehovah i Saoly (1Sa 11:5-7; w95 15/12 10 § 1)
Raha manetry tena isika dia hanaiky hoe fanomezana avy amin’i Jehovah ny tombontsoa sy fahaizana ananantsika. (Ro 12:3, 16; 1Ko 4:7) Raha manetry tena koa isika dia hangataka ny tari-dalan’i Jehovah foana.