3-9 Janoary
MPITSARA 15-16
Hira 124 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tena Ratsy ny hoe Mpamadika”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Mpts 16:1-3: Inona no tian’ireo andininy ireo holazaina? (w05 15/3 27 § 6)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 16:18-31 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Miahy Antsika Andriamanitra—Mt 10:29-31. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)
Fitoriana: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy azy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Nanavotra ny Tokantranonay ny Baiboly: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona avy ny toro lalan’ny Baiboly nanampy an’ireo mpivady mba hanavotana ny tokantranony? Inona no vokany rehefa niverina nifandray tsara tamin’i Jehovah indray izy ireo? Nahoana ny mpivady no tokony hiezaka foana mba handamina ny olana ao an-tokantranony? Iza no azon’ny mpivady angatahana fanampiana?—Jk 5:14, 15.
Fianarana Baiboly: (30 min.) ll p. 26-29
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 125 sy Vavaka