7-13 Febroary
1 SAMOELA 1-2
Hira 44 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Resaho Amin’i Jehovah Daholo Izay ao Am-ponao”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Sa 2:10: Nahoana i Hana no nivavaka mba “hanome fahefana ny mpanjakany” i Jehovah, nefa mbola tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely? (w05 15/3 21 § 5)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 1:1-18 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 20)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 3: Hevitra 5 (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Resaho Amin’ny Ray Aman-dreninao Daholo Izay ao Am-ponao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ny Fiainanay Tanora: Ahoana no Hahaizako Miresaka Amin’i Dada sy Neny?
Fianarana Baiboly: (30 min.) hf fizarana 3, p. 9-10
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 109 sy Vavaka