13-19 Febroary
1 TANTARA 13-16
Hira 123 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mahomby Isika Rehefa Manaraka Tari-dalana”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Ta 16:31: Nahoana no afaka nihira ny Levita hoe: “Lasa Mpanjaka i Jehovah!”? (w14 15/1 10 § 14)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 13:1-14 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 18)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 7)
Lahateny: (5 min.) w16.01 13-14 § 7-10: Foto-kevitra: “Ny Fitiavan’i Kristy no Manery Anay.”—2Ko 5:14. (th lesona 8)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ataovy Namanao i Jehovah: Mila Mihaino Tsara Isika any Am-pivoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Maninona isika no mila mihaino tsara rehefa atỳ am-pivoriana? Inona no hanampy anao amin’izany?
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 37: Hevitra 6, famintinana sy famerenana ary tanjona
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 21 sy Vavaka