HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mahomby Isika Rehefa Manaraka Tari-dalana
Tian’i Davida haverina tany Jerosalema ny Vata misy ny fifanekena (1Ta 13:3)
Tsy nahomby izy rehefa navelany nentina ilay Vata nefa tsy narahina ny toromarika (1Ta 15:13; w03 1/5 10 § 12)
Nahomby i Davida rehefa nitady ny tari-dalan’i Jehovah (1Ta 15:2; 16:11; w03 1/5 11 § 13)
Tian’i Jehovah raha antony tsara no anaovantsika zavatra. Tsy maintsy manaraka ny tari-dalany anefa isika raha tiantsika hekeny ny zavatra ataontsika.—De 30:16.