HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tena Nisy fa Tsy Angano ny ao Amin’ny Baiboly
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny 1 Tantara.]
Tena nisy i Adama (1Ta 1:1; w09 1/9 14 § 2)
Tena nisy koa i Noa (1Ta 1:4; w08 1/6 3 § 4)
Rehefa takatsika hoe tena nisy ny olona ao amin’ny Baiboly fa tsy noforomporonina, dia handray soa kokoa avy amin’ny tantaran’izy ireo isika.—1Ko 15:22; w09 1/9 14-15.