2-8 Janoary
2 MPANJAKA 22-23
Hira 28 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nahoana no Ilaina ny Manetry Tena?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Mp 23:24, 25: Nahoana ny tantaran’i Josia no mampahery an’ireo niatrika zava-tsarotra tamin’ny fahazazany? (w01 15/4 26 § 3-4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 23:16-25 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Vavaka—Sl 65:2. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 1)
Fitoriana: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1 amin’ilay bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 16)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Manetry Tena sa Manambony Tena? (Jk 4:6): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no tsy mampitovy ny hoe manetry tena sy ny hoe manambony tena? Inona no azontsika ianarana avy amin’ny tantaran’i Mosesy? Nahoana ianao no tapa-kevitra ny hanetry tena foana?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 33
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 23 sy Vavaka