23-29 Janoary
1 TANTARA 4-6
Hira 42 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Hoatran’ny Ahoana Aho Rehefa Dinihina ny Vavaka Ataoko?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Ta 5:10: Resy ny Hagarita. Nahoana izany no mampahery antsika rehefa miatrika zava-tsarotra ngezabe isika? (w05 1/10 9 § 7)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 6:61-81 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 14)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 8: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miomàna Hiatrika Fitsaboana Tampoka Dieny Izao”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video. Ataon’ny anti-panahy. Aorian’ilay video dia avelao mba hisy fotoana hahafahan’ny mpanatrika hanome valin-teny maromaro.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 35
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 88 sy Vavaka