HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ampio Ireo Tanora Kokoa mba Hahomby
Fantatr’i Davida hoe ho vitan’i Solomona tsara ny hiandraikitra ny fanorenana ny tempoly rehefa ampian’i Jehovah izy (1Ta 22:5; w17.01 29 § 8)
Nampirisihin’i Davida i Solomona mba hiantehitra amin’i Jehovah, dia avy eo hanao izay tokony hatao (1Ta 22:11-13)
Nanao izay rehetra azony natao i Davida mba hanampiana an’i Solomona (1Ta 22:14-16; w17.01 29 § 7; jereo ny sary, pejy 1)
SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no azoko anampiana ny tanora ao amin’ny fiangonanay mba ho falifaly manompo an’i Jehovah sy hahomby amin’izany?’—w18.03 11-12 § 14-15.