HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Noho ny Fanampian’i Jehovah dia ho Vitanao na dia Fanendrena Sarotra Aza
Nitana andraikitra lehibe ireo Levita mpiandry vavahady (1Ta 9:26, 27; w05 1/10 9 § 8)
I Finehasa no lehiben’ireo mpiandry vavahadin’ny tranolay masina tamin’ny andron’i Mosesy (1Ta 9:17-20a)
Nampian’i Jehovah i Finehasa mba hamita an’izay nanendrena azy (1Ta 9:20b; w11 15/9 32 § 8)
Be dia be ny andraikitra ankinin’i Jehovah amintsika. Raha matahotra ianao hoe tsy ho vitanao tsara izay anendrena anao, dia mivavaha amin’i Jehovah ary mangataha fanampiana amin’ny Kristianina matotra.—Fi 2:13.