HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tadidio Foana hoe Kely Sisa ny Fotoana
Nandritra ny taona maro i Jehovah no nampitandrina ny vahoakan’ny Joda hoe holaviny izy ireo raha mbola manao ratsy foana (2Mp 24:2, 3; w01 15/2 12 § 2)
Nampiasa ny Babylonianina i Jehovah tamin’ny 607 T.K. mba handravana an’i Jerosalema (2Mp 25:8-10; w07 15/3 11 § 10)
Narovan’i Jehovah izay nanaraka ny fampitandremany (2Mp 25:11)
Efa an-taonany maro i Jehovah no nampitandrina ny olona eran-tany fa hotsarainy “ireo tsy matahotra an’Andriamanitra.”—2Pe 3:7.
SAINTSAINO IZAO: ‘Manararaotra ny fahafahana rehetra ve aho mba hanampiana ny hafa hanaraka ny fampitandreman’Andriamanitra?’—2Ti 4:2.