Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

1-7 Janoary

JOBA 32-33

1-7 Janoary

Hira 102 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mihaino tsara an’i Joba i Eliho sady mangoraka azy

1. Ampaherezo Izay Miady Saina

(10 min.)

Ataovy toy ny namana ny olon-kafa (Jb 33:1; it “Eliho” § 2)

Aza mitsaratsara azy fa miezaha hahatakatra ny mahazo azy (Jb 33:6, 7; w14 15/6 25 § 8-10)

Tokony hihaino sy hieritreritra tsara isika vao miteny (Jb 33:8-12, 17; w20.03 23 § 17-18; jereo ny sary, pejy 1)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Jb 33:25: Nahoana io andinin-teny io no manampy antsika tsy hanahy be loatra momba ny bika aman’endrika rehefa mandroso taona isika? (w13 15/1 19 § 10)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Zavatra Mahaliana Resahina: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 1, hevitra 1-2.

5. Zavatra Mahaliana Resahina: Tahafo i Jesosy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 116

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) rr toko 3 § 21-30

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 104 sy Vavaka