12-18 Febroary
SALAMO 5-7
Hira 118 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Aza Mivadika Mihitsy na dia Manao ny Tsy Mety aza ny Hafa
(10 min.)
Nisy fotoana i Davida lasa tsy faly intsony noho ny nataon’ny hafa (Sl 6:6, 7)
Niangavy an’i Jehovah izy mba hanampy azy (Sl 6:2, 9; w21.03 15 § 7-8)
Tsy nivadika i Davida satria natoky tanteraka an’i Jehovah (Sl 6:10)
SAINTSAINO IZAO: ‘Miezaka hanana finoana matanjaka ve aho ka tsy hivadika mihitsy na dia manao zavatra tsy mety aza ny olon-kafa?’—w20.07 8-9 § 3-4.
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 5:9: Nahoana no toy ny hoe fasana misokatra ny tendan’ny ratsy fanahy? (it “Fasana” § 4)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Sl 7:1-11 (th lesona 10)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) ISAN-TRANO. (lmd lesona 1, hevitra 3)
5. Miresadresaha Aloha
(2 min.) TSY ARA-POTOANA. Miresadresaha fotsiny fa aza mampiasa Baiboly, dia ampahafantaro an’ilay olona hoe Vavolombelon’i Jehovah ianao. (lmd lesona 2, hevitra 4)
6. Rehefa Miverina Mitsidika
(2 min.) ISAN-TRANO. Te hiady hevitra aminao ilay tompon-trano. (lmd lesona 4, hevitra 5)
7. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(4 min.) Fampisehoana. ijwfq 64: Foto-kevitra: Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Mandray Anjara Amin’ny Fombafomba Mampiseho Fitiavan-tanindrazana? (lmd lesona 3, hevitra 4)
Hira 99
8. Tatitra Isan-taona
(15 min.) Fiaraha-midinika. Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Avy eo dia asao ny mpanatrika hiresaka tsipiriany hafa mahaliana ao amin’ny Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2023. Manadinadìna mpitory vitsivitsy manana fitantarana mampahery, momba ny fanompoany tamin’ny taon-dasa.
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) rr toko 6 § 1-6, video fampidirana