Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

5-11 Febroary

SALAMO 1-4

5-11 Febroary

Hira 150 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Miandania Amin’ny Fanjakan’Andriamanitra

(10 min.)

[Alefaso ilay VIDEO Fampidirana ny Bokin’ny Salamo.]

Manohitra ny Fanjakan’Andriamanitra ny mpitondra olombelona (Sl 2:2; w21.09 15 § 8)

Fotoana fohy no omen’i Jehovah ny olombelona mba hahafahan’izy ireo hanapa-kevitra hoe hanohana ny Fanjakany sa tsia (Sl 2:10-12)

SAINTSAINO IZAO: ‘Tapa-kevitra ny tsy hidikiditra amin’ny politika mihitsy ve aho na dia mety hahitako olana aza izany?’​—w16.04 29 § 11.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 1:4: Nahoana ny ratsy fanahy no toy “ny akofa entin’ny rivotra”? (it “Akofa”)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Avelao Hiresaka Ilay Olona: Inona no Nataon’i Filipo?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 2, hevitra 1-2.

5. Avelao Hiresaka Ilay Olona: Tahafo i Filipo

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd lesona 2, hevitra 3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 32

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 127 sy Vavaka