Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

13-19 Janoary

SALAMO 135-137

13-19 Janoary

Hira 2 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. “Ambony Noho ny Andriamanitra Rehetra ny Tompontsika”

(10 min.)

Asehon’i Jehovah hoe voafehiny ny zavaboary rehetra (Sl 135:5, 6; it-1 1127 § 4-5)

Miaro ny vahoakany izy (Ek 14:29-31; Sl 135:14)

Manohana antsika izy rehefa kivy isika (Sl 136:23; w21.11 6 § 16)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 135:1, 5: Nahoana ny Baiboly no mampiasa matetika an’ilay teny hoe “Jah”? (it-1 1215 § 6-7)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Liana ilay olona, dia alaivo ny nomeraon-telefaoniny ary omeo azy ny anao. (lmd lesona 2, hevitra 4)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Asao hivory ilay olona. (lmd lesona 9, hevitra 4)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(5 min.) Fampisehoana. ijwfq lahatsoratra 7: Foto-kevitra: Kristianina ve ny Vavolombelon’i Jehovah? (th lesona 12)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 10

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) rr toko 20 § 1-8, video fampidirana

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 113 sy Vavaka