Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

17-23 Febroary

OHABOLANA 1

17-23 Febroary

Hira 88 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Zanak’i Solomona mihaino azy manome torohevitra feno fitiavana

1. Ry Tanora, Iza no Hohenoinareo?

(10 min.)

[Alefaso ilay VIDEO Fampidirana ny Bokin’ny Ohabolana.]

Hendre tsara dia henoy ny ray aman-dreninao (Oh 1:8; w17.11 29 § 16-17; jereo ny sary, pejy 1)

Aza mihaino an’izay olona manao ratsy (Oh 1:10, 15; w05 15/2 19-20 § 11-12)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 1:22: Ilazana an’iza matetika ny teny hoe “adala” na hoe “tsisy saina” ao amin’ny Baiboly? (it-1 32 § 13)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(2 min.) AMPAHIBEMASO. Te hiady hevitra aminao ilay olona. (lmd lesona 6, hevitra 5)

5. Miresadresaha Aloha

(2 min.) AMPAHIBEMASO. Liana ilay olona, dia alaivo ny nomeraon-telefaoniny ary omeo azy ny anao. (lmd lesona 1, hevitra 5)

6. Rehefa Miverina Mitsidika

(2 min.) TSY ARA-POTOANA. Resaho amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra jw.org manasa azy hanao an’izany izy. (lmd lesona 9, hevitra 5)

7. Rehefa Mampianatra

(5 min.) lff lesona 16, hevitra 6. Misalasala ilay mpianatrao hoe tena nisy ve ny fahagagana nataon’i Jesosy. Mifidiana lahatsoratra iray ao amin’ilay hoe “Jereo koa Ireto” mba hanampiana azy. (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 89

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) rr toko 22 § 1-9, video fampidirana

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 10 sy Vavaka