Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

3-9 Febroary

SALAMO 144-146

3-9 Febroary

Hira 145 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. “Sambatra Izay Vahoaka Manana An’i Jehovah ho Andriamaniny!”

(10 min.)

Tahin’i Jehovah izay miantehitra aminy (Sl 144:11-15; w18.04 32 § 3-4)

Faly isika manana fanantenana (Sl 146:5; w22.10 28 § 16-17)

Ho sambatra mandrakizay izay manana an’i Jehovah ho Andriamaniny (Sl 146:10; w18.01 26 § 19-20)

Rehefa manompo an’i Jehovah isika sady tsy mivadika aminy, dia afaka ny ho falifaly na dia miatrika olana aza

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 145:15, 16: Ahoana no tokony hitondrantsika ny biby raha ireo andininy ireo no jerena? (it-1 317 § 3)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(4 min.) ISAN-TRANO. Milaza aminao ilay olona hoe mpianatry ny oniversite izy. (lmd lesona 1, hevitra 5)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Mampisehoa video iray avy ao amin’ny Fitaovana Fampianarana. (lmd lesona 7, hevitra 4)

6. Lahateny

(4 min.) lmd Fanazavana Fanampiny A, hevitra 7: Foto-kevitra: Tokony Hanaja Lalina ny Vadiny ny Vehivavy Manambady. (th lesona 1)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 59

7. Tian’i Jehovah ho Falifaly Ianao

(10 min.) Fiaraha-midinika.

Andriamanitra falifaly i Jehovah. (1Ti 1:11) Omeny fanomezana tsara be dia be isika. Hita amin’ireny hoe tiany be isika sady tiany ho faly. (Mpto 3:12, 13) Anisan’izany ny sakafo sy ny feo. Andao ireo no hodinihintsika.

Alefaso ilay VIDEO hoe Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tian’i Jehovah ho Falifaly Isika: Sakafo Matsiro sy Feo Mahafinaritra. Iaraho midinika ity avy eo:

  • Nahoana ny sakafo sy ny feo no mahatonga anao hiaiky hoe tian’i Jehovah ho falifaly ianao?

Vakio ny Salamo 32:8, ary iaraho midinika ity:

  • Nahoana ianao no lasa te hanaraka ny toromarika omen’i Jehovah ao amin’ny Baiboly sy amin’ny alalan’ny fandaminany rehefa mahafantatra hoe tiany ho falifaly ianao?

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(5 min.)

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) rr toko 21 § 7-12

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 123 sy Vavaka