Mitory amin’ny olona mpaka ravina dite, Cameroun

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Jolay 2016

Fomba Fitory Modely

Fomba azo anolorana Ny Tilikambo Fiambenana sy ny bokikely Vaovao Tsara Natao ho Anao! Jereo ny modely, ka mamoròna fomba fitory mety aminao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Derao i Jehovah, Ilay Mpihaino Vavaka

Ahoana no ampisehoanao hoe matoky an’i Jehovah ianao rehefa mivavaka? Nahoana no tsara raha resahina aminy ny voady nataonao? (Salamo 61-65)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hahavita Hanompo Bebe Kokoa Ianao Raha Manana Fiainana Tsotra Foana

Ho afaka hanao inona ianao raha manana fiainana tsotra? Ahoana no azonao anahafana ny fiainan’i Jesosy?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mafana Fo Amin’ny Fivavahana Marina Izy Ireo

Nafana fo i Davida rehefa nanompo an’i Jehovah. Inona no ianarantsika avy aminy? Inona no ho vitantsika raha mafana fo amin’ny fivavahana marina isika? (Salamo 69-72)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mba Andramo Ange na dia Herintaona Fotsiny aza E!

Ho afa-po sy hahazo fitahiana be dia be ianao, raha manandrana manao mpisava lalana.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ahoana no Handaminako ny Fotoanako?

Ho gaga ianao hahita fa afaka manao mpisava lalana na dia ireo tsy dia manam-potoana sy tsy dia salama aza.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tsarovy ny Zavatra Nataon’i Jehovah

Inona avy ny zavatra sasany nataon’i Jehovah? Nahoana no mahasoa antsika ny misaintsaina azy ireny? (Salamo 74-78)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Iza ny Olona Ambony Indrindra Aminao?

Hita teo amin’ny fiainan’ilay nanoratra ny Salamo 83 fa i Jehovah no ambony indrindra taminy. I Jehovah koa ve no ambony indrindra aminao?