11-17 Jolay
SALAMO 69-73
Hira 92 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mafana Fo Amin’ny Fivavahana Marina Izy Ireo”: (10 min.)
Sl 69:9: Tokony ho hita hoe mafana fo amin’ny fivavahana marina ny mpanompon’i Jehovah (w10 15/12 7-11 § 2-17)
Sl 71:17, 18: Afaka manampy ny tanora mba hazoto hanompo ny be taona (w14 15/1 23-24 § 4-10)
Sl 72:3, 12, 14, 16-19: Lasa te hiresaka ny zavatra tsara hataon’ilay Fanjakana isika rehefa mafana fo (w15 1/10 16 § 3; w10 15/8 32 § 19-20)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Sl 69:4, 21: Ahoana no nahatanterahan’ireo andininy ireo tamin’ny Mesia? (w11 15/8 11 § 17; w11 15/8 15 § 15)
Sl 73:24: Ahoana no anomezan’i Jehovah voninahitra ny mpanompony? (w13 15/2 25-26 § 3-4)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 73:1-28
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.4 fonony: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.4 fonony
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 5 § 3-4
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mba Andramo Ange na dia Herintaona Fotsiny aza E!”: (15 min.) Iaraho midinika vetivety ilay lahatsoratra sy ilay hoe “Ahoana no Handaminako ny Fotoanako?” Alefaso sy iaraho midinika avy eo ilay video ao amin’ny Tele JW hoe Asa Miantoka ny Hoavy Mandrakizay. (Jereo ao amin’ilay hoe VIDEO REHETRA > TANORA.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 19 § 17-31, efajoro p. 170, famerenana p. 171
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 123 sy Vavaka