NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ahoana no Handaminako ny Fotoanako?
Mila mahay mandamina fotoana tsara ianao rehefa manao mpisava lalana maharitra. Raha manompo adiny 18 isan-kerinandro ianao, dia efa afaka manao an’izany, nefa koa mbola afaka manao vakansy. Na sendra misy sampona koa aza, ohatra hoe marary ianao na ratsy ny andro, dia mbola ho vitanao ihany ilay izy. Miasa tapa-potoana ve ianao, sa miasa tontolo andro, sa tsy dia salama na efa be taona? Mety hanampy anao ny tabilao etsy ambany. Raha mifandamina ianareo ao an-trano, dia mety ho afaka hanao mpisava lalana maharitra ny iray aminareo, manomboka amin’ny Septambra. Ahoana raha resahina amin’ny fotoam-pivavahan’ny fianakavianareo manaraka izany?
Alatsinainy |
MIASA |
Talata |
MIASA |
Alarobia |
MIASA |
Alakamisy |
Adiny 6 |
Zoma |
Adiny 6 |
Asabotsy |
Adiny 4 |
Alahady |
Adiny 2 |
Alatsinainy |
Adiny 2 |
Talata |
Adiny 2 |
Alarobia |
FIVORIANA ANDAVANANDRO |
Alakamisy |
Adiny 2 |
Zoma |
Adiny 2 |
Asabotsy |
Adiny 6 |
Alahady |
Adiny 4 |
Alatsinainy |
MAKA AINA |
Talata |
Adiny 3 |
Alarobia |
Adiny 3 |
Alakamisy |
Adiny 3 |
Zoma |
Adiny 3 |
Asabotsy |
Adiny 3 |
Alahady |
Adiny 3 |