Mafana Fo Amin’ny Fivavahana Marina Izy Ireo
Tokony ho hita hoe mafana fo amin’ny fivavahana marina ny mpanompon’i Jehovah
-
Nazoto nanompo an’i Jehovah foana i Davida
-
Tsy nilefitra mihitsy i Davida rehefa nisy nanao tsinontsinona an’i Jehovah, na nanala baraka ny anarany
Afaka manampy ny tanora mba hazoto hanompo ny be taona
-
I Davida angamba no nanoratra an’io salamo io, ary te hampahery ny taranaka manaraka izy
-
Afaka mampiofana ny tanora ny ray aman-dreny sy ny Kristianina matotra
Lasa te hiresaka ny zavatra tsara hataon’ilay Fanjakana isika rehefa mafana fo
-
Andininy 3: Hiadana ny rehetra
-
Andininy 12: Hovonjena ny mahantra
-
Andininy 14: Ho foana ny herisetra
-
Andininy 16: Ho be dia be ny sakafo