18-24 Jolay
SALAMO 74-78
Hira 110 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsarovy ny Zavatra Nataon’i Jehovah”: (10 min.)
Sl 74:16; 77:6, 11, 12: Saintsaino ny zavatra nataon’i Jehovah (w15 15/8 10 § 3-4; w04 1/3 19-20; w03 1/7 10-11 § 6-7)
Sl 75:4-7: Manendry lehilahy manetry tena mba hitarika ny fiangonana, ohatra, i Jehovah (w06 15/7 11 § 3; it “Fanetren-tena”: “Tena ilaina mba hampiray saina” § 2)
Sl 78:11-17: Tadidio ny fomba namonjen’i Jehovah ny vahoakany (w04 1/4 21-22)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Sl 78:2: Ahoana no nahatanterahan’io faminaniana io tamin’ny Mesia? (w11 15/8 11 § 14)
Sl 78:40, 41: Misy vokany amin’i Jehovah ve izay ataontsika? Nahoana? (w12 1/11 14 § 5; w11 1/7 10)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 78:1-21
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.4 16: Lazao amin’ilay olona fa afaka manao fanomezana izy.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.4 16
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 5 § 6-7
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra ilain’ny fiangonana: (10 min.)
‘Namorona ny Zava-drehetra i Jehovah’: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video ao amin’ny jw.org hoe ‘Namorona ny Zava-drehetra i Jehovah’. (Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY.) Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha, ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo izy ireo mba hanontaniana momba an’ilay video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 20 § 1-13
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 73 sy Vavaka