TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Jolay 2018
Hevitra Azo Resahina
Hevitra maromaro azo resahina momba an’ireo toro lalan’ny Baiboly afaka manampy ny fianakaviana ho sambatra.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Miezaha Halala-tanana
Faly manome ny fananany ny olona malala-tanana, mba hanampiana sy hampaherezana ny hafa.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Inona no Tsy Maintsy Ataontsika mba Hanarahana ny Dian’i Kristy?
Inona no tokony hifantohantsika raha manembona ny lasa isika?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Fanoharana Momba An’ilay Samaritanina Tsara Fanahy
Tokony ho tia ny olon-drehetra ny mpanara-dia an’i Jesosy, anisan’izany ny olona tsy mitovy fiaviana na kolontsaina amin’izy ireo.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Nahoana no Tena Zava-dehibe Ilay hoe Tsy Momba ny Atsy na ny Aroa? (Mi 4:2)
Tsy manavakavaka Andriamanitra. Tokony hanahaka azy isika ka hanao soa amin’ny rehetra.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Sarobidy Noho ny Fody Maro Ianareo”
Tena miahy an’ireo miatrika fanenjehana i Jehovah. Ahoana no anahafantsika azy?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Fanoharana Momba An’ilay Zanaka Adala
Mampianatra antsika ho hendry sy hanetry tena ary hatoky an’i Jehovah io fanoharana io. Nahoana?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Nody Ilay Zanaka Adala
Inona no lesona ianarantsika avy amin’io video io?