Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 6-7

Miezaha Halala-tanana

Miezaha Halala-tanana

6:38

Faly manome ny fotoanany sy ny heriny ary ny fananany ny olona malala-tanana, mba hanampiana sy hampaherezana ny hafa.

  • Ilazana asa mitohy ilay teny grika nadika hoe “zatra manome”

  • “Fatra tsara sy mifatratra sy nahintsana ary mihoatra” no hararaky ny olona eo am-pofoantsika, raha zatra manome isika. Mety hanondro ny fanaon’ny mpivarotra sasany fahiny io tenin’i Jesosy io. Nataon’ny olona niforitra mantsy ny akanjony ivelany mba hasiany an’izay zavatra novidiny. Nofenoin’ilay mpivarotra ilay akanjo raha nalala-tanana izy