30 Jolay–5 Aogositra
LIOKA 14-16
Hira 125 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fanoharana Momba An’ilay Zanaka Adala”: (10 min.)
Lk 15:11-16: Naditra ny tovolahy iray ka nandanilany foana ny anjara fananany tamin’ny filibana (“Nisy lehilahy nanan-janaka roa lahy”, “ilay zandriny”, “nandanilany foana”, “filibana”, “hiandry kisoa”, “hanin-kisoa” fanazavana Lk 15:11-16, nwtsty)
Lk 15:17-24: Nibebaka izy ary nandray azy indray ilay rainy be fitiavana (“taminao”, “olona karamainao”, “nanoroka azy tamim-pitiavana”, “hantsoina hoe zanakao”, “akanjo lava ... peratra ... kapa” fanazavana Lk 15:17-24, nwtsty)
Lk 15:25-32: Nahitsin’ny rainy ny toe-tsain’ilay zanany lahimatoa
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Lk 14:26: Inona no dikan’ilay hoe “mankahala” eto? (“mankahala” fanazavana Lk 14:26, nwtsty)
Lk 16:10-13: Inona no tian’i Jesosy holazaina tamin’ilay hoe “harena tsy marina”? (w17.07 8-9 § 7-8)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 14:1-14
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary asao hivory ilay olona.
Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 32 § 14-15
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Nody Ilay Zanaka Adala”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Nody Ilay Zanaka Adala—Ampahany.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 31
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 139 sy Vavaka