HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Tonga Aminao Ireto Fitahiana Rehetra Ireto ka Hahatratra Anao”
Mahazo fitahiana be dia be avy amin’i Jehovah izay mihaino ny teniny (De 28:1, 3-6; w10 15/12 19 § 18)
Hahatratra ny mpanompon’i Jehovah ny fitahiana (De 28:2)
Tian’i Jehovah raha faly mankatò azy isika (De 28:45-47; w10 15/9 8 § 4)
Betsaka ny fitahiana omen’i Jehovah ny mpanompony mankatò amin’izao, ary mbola ho tondraka ny fitahiana miandry azy ireo amin’ny hoavy.