19-25 Jolay
DEOTERONOMIA 16-18
Hira 115 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Toro Lalana mba Hitsarana Ara-drariny”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
De 17:7: Nahoana ny Lalàna no nilaza fa ireo vavolombelona no hitora-bato voalohany an’ilay olona voaheloka? (it “Fandroahana”: “Teo ambanin’ny Lalàn’i Mosesy” § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) De 16:9-22 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety manazava an’ilay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 4)
Lahateny: (5 min.) it “Fitsarana”: “Eo anivon’ny fiangonana kristianina” § 1: Foto-kevitra: Misy Mpitsara ve eo Anivon’ny Fiangonana Kristianina? (th lesona 18)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Afaka Manao Mpisava Lalana Maharitra ve Ianao?: (10 min.) Fiaraha-midinika ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana, miorina amin’ilay lahatsoratra hoe “Mba Andramo Ange na dia Herintaona Fotsiny aza E!” sy ilay hoe “Ahoana no Handaminako ny Fotoanako?” tao amin’ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana Jolay 2016. Alefaso ilay video hoe Tahin’i Jehovah ny Fanompoana Ataontsika, ary iaraho midinika.
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv Fanazavana Fanampiny “Azo Atao ve ny Misaraka na Misintaka?”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 131 sy Vavaka