HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Hita avy Amin’ny Lalàn’i Mosesy hoe Miahy ny Biby i Jehovah
Tsy tokony hojerena fotsiny ny biby mila fanampiana (De 22:4; it “Entana, Enta-mavesatra” § 6)
Tsy azo atao ny mampijaly renim-borona (De 22:6, 7; it “Deoteronomia”: “Asongadiny ny fitiavana” § 4)
Tsy azo atao ny mampiray zioga biby tsy mitovy habe sy hery (De 22:10; w03 15/10 32 § 1-2)
Hitan’i Jehovah ny fomba itondrantsika ny biby. Tsy tokony hampijaly na hamono biby mba hialana voly isika.—Oh 12:10.