HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tsy Sarotra Loatra ny Manompo An’i Jehovah
Azo atao tsara ny mianatra sy mankatò ny didin’Andriamanitra (De 30:11-14; w09 1/11 31 § 2)
Avelan’i Jehovah hisafidy isika tsirairay (De 30:15; w09 1/11 31 § 1)
Ampirisihin’i Jehovah hifidy ny fiainana isika (De 30:19; w09 1/11 31 § 4)
Tsy sarotra loatra ny manompo an’i Jehovah raha mitady ny tari-dalany sy mangataka hery aminy isika.