26 Jolay–1 Aogositra
DEOTERONOMIA 19-21
Hira 141 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Sarobidy Amin’i Jehovah ny Aina”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
De 21:19: Nahoana no natao teo am-bavahadin’ny tanàna ny fitsarana? (it “Fitsarana”: “Teo ambanin’ny Lalàna” § 7)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) De 19:1-14 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 6)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) bhs 138 § 8 (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Tsy Hanana Ahiahy Ianao Rehefa Mandeha Amin’ny Lalanao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Apetraho ireto fanontaniana ireto: Nahoana isika no tokony hitandrina foana? Inona avy no azontsika atao mba hisorohana loza?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 12 § 1-8
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 34 sy Vavaka