HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mianara avy Amin’ireo Sarin-teny ao Amin’ny Hira Iray
Ataovy hoatran’ny ando ny zavatra ampianarinao (De 32:2, 3; w20.06 10 § 8-9; jereo ny sary, pejy 1)
I Jehovah no Vatolampy (De 32:4; w09 1/5 14 § 4)
Miaro ny vahoakany toy ny ataon’ny voromahery amin’ny zanany kely i Jehovah (De 32:11, 12; w01 1/10 9 § 7)
Ahoana no ahitanao fanoharana azo ampiasaina rehefa mampianatra?