HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ahoana no Tian’i Jehovah Hanompoana Azy?
Tsy maintsy tia sy nankatò ary nanompo an’i Jehovah tamin’ny fony sy ny tenany manontolo ny Israelita (De 11:13; it “Zavamananaina”: “Fanompoana an’Andriamanitra amin’ny tena manontolo”)
Tsy maintsy naringana tanteraka izay nisy ifandraisana tamin’ny fivavahan-diso (De 12:2, 3)
Nila nanompo tany amin’izay toerana nofidin’i Jehovah ny vahoakany (De 12:11-14; it “Alitara”: “Alitara hafa” § 2)
Faly i Jehovah raha toa ny vahoakany ka manompo azy amin’ny tenany manontolo, tsy mandray anjara amin’ny fivavahan-diso, ary miray saina.