Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mandray Lesona avy Amin’ny Fahadisoanao ve Ianao?

Mandray Lesona avy Amin’ny Fahadisoanao ve Ianao?

[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny 1 Mpanjaka.]

Nanao tetika handrombahana fanjakana i Adonia nefa namindrana fo (1Mp 1:5, 52, 53; it “Solomona”: “Lasa mpanjaka i Solomona” § 2)

Tsy nandray lesona avy tamin’ny fahadisoany i Adonia ka nizaka ny vokany (1Mp 2:15-17, 22, 23; it “Adonia” § 4)

Mandray lesona avy amin’ny fahadisoany ny olona hendry. Tsy izay ihany fa tsy mamerina ny fahadisoana nataon’ny olon-kafa koa izy. ​—1Ko 10:11.