11-17 Jolay
2 SAMOELA 20-21
Hira 62 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Andriamanitra Tia Rariny i Jehovah”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Sa 21:15-17: Inona no ianarantsika avy amin’io fitantarana io? (w13 15/1 31 § 14)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 20:1-13 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Fikasan’Andriamanitra—Is 55:11. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 4)
Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Tanjona ho An’ny Taom-panompoana Manaraka: Manitatra Faritany”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manàna Finoana ka Ampitomboy ny Fanompoanao: Mandehana Manitatra Faritany.
“Ahoana no Ampiasana ny Hevitra Azo Resahina?”: (5 min.) Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny Fivoriana Momba ny Fiainantsika sy ny Fanompoana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 12
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 3 sy Vavaka