Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Andriamanitra Tia Rariny i Jehovah

Andriamanitra Tia Rariny i Jehovah

Tsy hadinon’i Jehovah ny tsy rariny natao tamin’ny Gibeonita (2Sa 21:1, 2)

Tsy volafotsy na volamena no mahonitra ny ra nalatsak’i Saoly sy ny ankohonany (No 35:31, 33; 2Sa 21:3, 4)

Novonoina ny fito amin’ny taranak’i Saoly mba hampiharana ny rariny (2Sa 21:5, 6; it “Gibeona”: “Teo ambany fahefan’ny Israely” § 3)

Nahoana no manampy antsika ny Romanina 12:19-21 rehefa iharan’ny tsy rariny isika?