15-21 Aogositra
1 MPANJAKA 5-6
Hira 122 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fanorenana Natao Tamin’ny Fo”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Mp 6:1: Manao ahoana ny Baiboly raha jerena io andininy io? (g 5/12 17, efajoro)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 5:1-12 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny fonon’ilay bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! mba hanombohan-dresaka. Manaova fotoana amin’ilay olona mba handinihana ny lesona 1. (th lesona 11)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Mitsidika olona nandray bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary mampiseho aminy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 2)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 6: Hevitra 5 (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ampian’i Jehovah Ireo Mpanorina Efitrano Fanjakana: (15 min.) Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana avy no nahitana hoe nitahy ny fanorenana Efitrano Fanjakana tany Mikronezia i Jehovah? Ahoana no anampian’ny fanahy masina ny mpanao fanorenana? Tamin’ianao nandray anjara tamin’ny tetikasa fanorenana, ahoana no nahitanao hoe nitahy an’ilay tetikasa i Jehovah?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 16
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 20 sy Vavaka