HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ireo Andry Roa
Nasiana andry roa ngezabe teo amin’ny tilikambo fidirana amin’ny tempoly (1Mp 7:15, 16; w13 1/12 13 § 3)
Nomena anarana manokana ireo andry ireo (1Mp 7:21; it “Boaza, II”)
Nampian’i Jehovah “hanamafy orina” ny tempoly ny vahoaka raha mbola niantehitra taminy izy ireo (1Mp 7:21, f.a.p.; Sl 127:1)
Mety ho nanampy antsika hiatrika olana be dia be i Jehovah taloha, dia lasa mpanompony isika. Tokony hanohy hiantehitra aminy foana anefa isika raha te ‘hiorina tsara amin’ny finoana.’—1Ko 16:13.
SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ampisehoako hoe miantehitra amin’i Jehovah aho?’