25-31 Jolay
2 SAMOELA 23-24
Hira 76 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tena Nahafoy Zavatra ve Ianao Rehefa Nanome?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Sa 23:15-17: Nahoana no tsy nety nisotro an’ilay rano i Davida? (w05 15/5 19 § 6)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 23:1-12 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny fonon’ilay bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! mba hanombohan-dresaka. Manaova fotoana amin’ilay olona mba handinihana ny lesona 1. (th lesona 9)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Mitsidika olona nandray bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary mampiseho aminy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 3)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 5: Famintinana, famerenana, ary tanjona (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ataovy Namanao i Jehovah: Miezaha Hahafoy Tena: (6 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Inona no nafoin’i Sofia sy Kaleba? Nahoana no nanampy an’i Kaleba ny modely nomen’i Jesosy? Inona no efa nafoinao ho an’i Jehovah sy ny olon-kafa?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 13 sy fanamarihana 1
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 32 sy Vavaka