Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tena Nahafoy Zavatra ve Ianao Rehefa Nanome?

Tena Nahafoy Zavatra ve Ianao Rehefa Nanome?

Nasaina nanorina alitara teo amin’ny famoloan’i Araona i Davida (2Sa 24:18)

Vonona hiantoka ny tany sy ny biby atao sorona i Araona (2Sa 24:21-23)

Tsy nanaiky i Davida hoe zavatra azony maimaim-poana no hataony sorona (2Sa 24:24, 25; it “Araona” § 2)

Faly i Jehovah rehefa mahafoy fotoana sy hery ary fananana isika mba hanompoana azy. (w12 15/1 18 § 8) Inona ny tanjona azonao tratrarina mba hampitomboana ny “sorona fiderana” atolotrao azy?​—He 13:15.