4-10 Jolay
2 SAMOELA 18-19
Hira 138 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Barzilay: Modely Amin’ny Fanetren-tena”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Sa 19:24-30: Nahoana no mampahery antsika ny tantaran’i Mefiboseta? (w20.04 30 § 19)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 19:31-43 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fikasan’Andriamanitra—Ge 1:28. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. * Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 1)
Lahateny: (5 min.) w21.08 23-25 § 15-19: Foto-kevitra: Tanjona Hoatran’ny Ahoana no Mety Amintsika Raha Voafetra ny Azontsika Atao? (th lesona 20)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Tanjona ho An’ny Taom-panompoana Manaraka: Manao Mpisava Lalana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha ho Be Herim-po: Ry Mpisava Lalana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 11
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 97 sy Vavaka