8-14 Aogositra
1 MPANJAKA 3-4
Hira 88 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Sarobidy ny Fahendrena”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 3:1-14 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 3)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 6: Hevitra 4 (th lesona 12)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)
Tanjona ho An’ny Taom-panompoana Manaraka: Malala-tanana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manàna Finoana ka Ampitomboy ny Fanompoanao: ‘Manokàna Vola’ ho An’ny Asan’i Jehovah. Fanontaniana: Ahoana avy no nampisehoan’izy mivady hoe malala-tanana ry zareo?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 15 sy fanamarihana 2
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 14 sy Vavaka