Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nanome Voninahitra An’i Jehovah ny Fitondran-tenan’i Ezra

Nanome Voninahitra An’i Jehovah ny Fitondran-tenan’i Ezra

Navelan’i Ezra hanohina ny fony sy hisy vokany teo amin’ny fitondran-tenany ny Tenin’Andriamanitra (Ezr 7:10; w00 1/10 14 § 8)

Nasehon’i Ezra tamin’ny hafa hoe hoatran’ny ahoana ny fahendrena avy amin’Andriamanitra (Ezr 7:25; si 76 § 5)

Nanetry tena teo anatrehan’Andriamanitra i Ezra, dia natoky fa hitari-dalana sy hiaro azy i Jehovah (Ezr 8:21-23; it “Fanetren-tena”: “Ahazoana tari-dalana tsara” § 1)

Nanankinan’ny mpanjaka andraikitra lehibe i Ezra satria hitany hoe nanana ny fahendrena avy amin’Andriamanitra. Afaka manome voninahitra an’i Jehovah amin’ny fitondran-tenantsika koa isika, hoatran’i Ezra.

SAINTSAINO IZAO: ‘Hajain’ny olona tsy Vavolombelona ve aho satria mifanaraka amin’ny fitsipik’Andriamanitra ny fomba fiainako?’