HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Manda Fiarovana Anareo”
Nivory ny vahoaka mba hihaino an’i Ezra namaky ny Lalàna (Ne 8:1, 2; w13 15/10 21 § 2; jereo ny sary, pejy 1)
Tokony ho faly izy ireo tamin’io fotoana io satria nanompo an’i Jehovah, fa tsy tokony halahelo noho ny fahotana vitany (Ne 8:9, 11, 12)
Ny fifaliana avy amin’i Jehovah no manda fiarovana ho an’ny mpanompony (Ne 8:10; w07 15/7 22 § 9-10)
SAINTSAINO IZAO: ‘Inona avy no tokony hahafaly ahy na dia maro aza ny zava-tsarotra atrehiko?’